Tsisy tsy hainy atao (STK antson'ny famonjena (FKPMV Makedonie Famonjena))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Miaina isanandro eo zqbtdcyf ambany famidraponao aho
Dia tsapako mintsy hoe misy herinao miasa anatikao
Ka na toy ahoana zava mitranga hanehoanao zava mahagaga aho
tononkira.serasera.org Miaiky aho tompo fa tsisy tsy ainao atao  

Refrain:
Ooooo hainao zay mahasoa ahy Tsy hahatahotra aho na hiteby2 ztgjwcji  Fa ainao zay mahasoa ahy  Oooooo hainao zay mahasoa  Resy lahatra tanteraka aho
  Fa tsisy tsiainao atao  

2)Miaina isanandro eo ambany znvuvfm  Fitatanao aho
Ekeko avokoa izay lalanao rehetra itondranao ahy
Na hamakivaky aloky ny fasana...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : STK antson'ny famonjena (FKPMV Makedonie Famonjena)
Hits : 499
Likes : 0 Like
Created by : vanessaPARANIAINA
Date : 06/04/2025 08:33
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0345