Miverena (STK antson'ny famonjena (FKPMV Makedonie Famonjena))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Somebiseby izy e, sahirana aho a
Somebiseby izy e ,nikaroka anao a
Fa ianao no nirifatra nivaoka ny bala
Miverena fa miandry anao ny rainao malala an
Ref:Ianao anie malala tiany ary tsy foiny
Na dia maniratsira azy ary tsy ariny
Ndana makany fa izy anie tsy hibedy
Fitiavana tsisy otrizany ary no omeny
Hotsenainy amin'ny tambitamby ianao o
Hotsenainy amin'ny teny mamy ihany koa
Ho adinony ireo adalanao ,avelany ireo fahotanao
Dia ho raisiny ianao ,ho raisiny gkcgnf bmarcxsq an-tanan-droa
2- Hiverina ihany ve sa mbola hiandry tononkira.serasera.org ah
Sa varina fokrdy amin'ny rendrarendra
Ditra sy ny adalana
Tsara ihany fa tsy maharitra mandrakizay ah
Miverena e miverena ao an-dapan'ny Ray ah

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK antson'ny famonjena (FKPMV Makedonie Famonjena)Hits : 350
Likes : 0 Like
Created by : vanessaPARANIAINA
Date : 19/10/2025 08:02