Ampidiro aloha ny tenimiafina
Miverena (STK antson'ny famonjena (FKPMV Makedonie Famonjena))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- vphl Somebiseby izy e, sahirana aho a
Somebiseby izy e ,nikaroka anao a
Fa ianao no nirifatra nivaoka ny bala
Miverena fa miandry anao ny rainao malala an
Ref:Ianao anie malala tiany ary tsy foiny
Na dia maniratsira azy ary tsy ariny
Ndana makany fa tononkira.serasera.org izy anie tsy hibedy
Fitiavana tsisy otrizany ary no omeny
Hotsenainy swpx amin'ny tambitamby ianao o
Hotsenainy amin'ny teny mamy ihany koa
Ho adinony ireo adalanao ,avelany ireo fahotanao
Dia ho raisiny ianao ,ho raisiny an-tanan-droa
2- Hiverina ihany recdr ve sa mbola hiandry ah
Sa varina amin'ny rendrarendra
Ditra sy ny adalana
Tsara ihany fa tsy maharitra mandrakizay ah
Miverena e miverena ao an-dapan'ny Ray ah

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : STK antson'ny famonjena (FKPMV Makedonie Famonjena)Visites : 325
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : vanessaPARANIAINA
Date : 19/10/2025 08:02