Aizina (Soradra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lavitra hazavana ra-olombelona, miaina anaty ratsy,
Tsisy azo antenaina ny fiainany, ny ho aviny voafaritra aizina,
Na mamono na vonoina, mandray fanapahan-kevitra,
Miady irery ny vahoaka, tsy raharahan'ny fitondrana,
Aizina no hazavana itarafany,
Aizina tsy mety hisava lrqrcuy mandrakariva,
Aizin'ny fanantenana no fantany,
Aizina no vovoka mbola hiafarany
Tsy hazava intsony angamba,
Fa takona foana toa jamba,
Tsy misy tononkira.serasera.org mazava mihintsy,
Hieren'ny fanahin'olom-bitsy
Aizina no hazavana itarafany,
Aizina kguq tsy mety hisava mandrakariva,
Aizin'ny fanantenana no fantany,
Aizina no vovoka mbola hiafarany
Feno aizina ny tontolo,
Manaraka izany vpruq ny fahavalo,
Ho potika daholo izay tonga eo,
Na Rajoelina na Ravalo.
Tonony sy feony: Faniry Ram / Ando Ranady

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SoradraVangy : 1985
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : Faniry-Nomena
Daty : 25/08/2016 11:40