Miaramila Miloko (Soradra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tazako avy eto ireo aloka mainty be,
Mameno sy mampiaina ny nofiko
Hatramin'izay ka hatramin'izao tsy miova fandeha,
Migodogodona, reko am-poto-tsofiko
Mirindra famindra, maranitra fijery,
Mampatahotra izany tsoriko
Mandeha lalan-kely zfwua sy mameno arabe
Ireo mihintsy no miaramila miloko
TSY mahalala ny tsara izy ireo
FA xowvgb mampitaraina sy mampitoreo
KA izany indrindra no mahatonga azy
HIvoaka anaty nofy ratsy
Miaramila miloko, no iantsoana kqavyyc azy
Miaramila miloko, tsy mba vazivazy
Miaramila miloko, miloko mainty ambony ambany
Tonony sy tononkira.serasera.org feony: Faniry Ram

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SoradraVangy : 2026
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : Faniry-Nomena
Daty : 14/09/2016 20:02