Aizina (Soradra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lavitra hazavana ra-olombelona, miaina anaty ratsy,
Tsisy azo antenaina ny cbqgyco fiainany, ny ho aviny voafaritra aizina,
Na mamono na vonoina, mandray fanapahan-kevitra,
Miady josa irery ny vahoaka, tsy raharahan'ny fitondrana,
Aizina no hazavana itarafany,
Aizina tsy mety hisava mandrakariva,
Aizin'ny fanantenana no fantany,
Aizina no vovoka mbola hiafarany
Tsy hazava intsony angamba,
Fa takona tononkira.serasera.org foana toa jamba,
Tsy misy mazava mihintsy,
Hieren'ny ijuboum fanahin'olom-bitsy
Aizina no hazavana itarafany,
Aizina tsy mety hisava mandrakariva,
Aizin'ny fanantenana no fantany,
Aizina no vovoka mbola hiafarany
Feno aizina ny tontolo,
Manaraka izany ny fahavalo,
Ho potika daholo izay tonga eo,
Na Rajoelina na Ravalo.
Tonony sy feony: Faniry Ram / Ando Ranady

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SoradraVisites : 1878
Préférés : 3 J'aime
Ajouté par : Faniry-Nomena
Date : 25/08/2016 11:40