Ho Sora-Drà (Soradra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mari-pamantarana hitoetra,
Vavolombelon'ny revy tsy misy fetra,
Tss... ho soratra tsy maty, tsy voafafa,
Mitondra fomba fisainana hafa
Maika hamiratra zbkpauft raha vonoina
Ho tgiqxw revy isan'andro tsisy fanadinoina
Mampikiaka mafy anao tsy ho moana
Ka ho sora-drà eny foana
Afo be miredareda, tsy maty,
Rano mainty avy ao anaty,
Tsy vitan'ny kosehina,
Fa metaly tsy tononkira.serasera.org arafesina
Tonony: Ando rxgzok Ranady ; Feony sy fandrindrana: Faniry Ram

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SoradraVangy : 1343
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Faniry-Nomena
Daty : 03/10/2017 10:58