Aizina (Soradra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lavitra hazavana ra-olombelona, miaina anaty ratsy,
Tsisy azo antenaina ny fiainany, ny ho aviny voafaritra aizina,
Na mamono na kamefbn vonoina, mandray fanapahan-kevitra,
Miady irery ny xclqcp vahoaka, tsy raharahan'ny fitondrana,
Aizina no hazavana itarafany,
Aizina tsy mety hisava mandrakariva,
Aizin'ny fanantenana no fantany,
Aizina no vovoka mbola hiafarany
Tsy hazava intsony angamba,
Fa takona foana toa jamba,
Tsy misy mazava mihintsy,
Hieren'ny fanahin'olom-bitsy
Aizina no hazavana itarafany,
Aizina tsy mety hisava mandrakariva,
Aizin'ny fanantenana no fantany,
Aizina no vovoka mbola hiafarany
Feno aizina ny tontolo,
Manaraka izany ny fahavalo,
Ho potika daholo izay tonga eo,
Na Rajoelina jzso na Ravalo.
Tonony sy feony: Faniry Ram / Ando tononkira.serasera.org Ranady
Tsisy azo antenaina ny fiainany, ny ho aviny voafaritra aizina,
Na mamono na kamefbn vonoina, mandray fanapahan-kevitra,
Miady irery ny xclqcp vahoaka, tsy raharahan'ny fitondrana,
Aizina no hazavana itarafany,
Aizina tsy mety hisava mandrakariva,
Aizin'ny fanantenana no fantany,
Aizina no vovoka mbola hiafarany
Tsy hazava intsony angamba,
Fa takona foana toa jamba,
Tsy misy mazava mihintsy,
Hieren'ny fanahin'olom-bitsy
Aizina no hazavana itarafany,
Aizina tsy mety hisava mandrakariva,
Aizin'ny fanantenana no fantany,
Aizina no vovoka mbola hiafarany
Feno aizina ny tontolo,
Manaraka izany ny fahavalo,
Ho potika daholo izay tonga eo,
Na Rajoelina jzso na Ravalo.
Tonony sy feony: Faniry Ram / Ando tononkira.serasera.org Ranady
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SoradraHits : 1986
Likes : 3 Like
Created by : Faniry-Nomena
Date : 25/08/2016 11:40
