Sasa-miandry (Solomiral)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahatsiaro anao aho
satria irery lava izao
lava izao
Mahatsiaro ilay tononkira.serasera.org tsikinao tena mamiko iny
Mamiko iny
Sasa-miandry aho.
Ref : Eny, ô ry tiako
Miandry nyqm anao aho aho k’ fezj aza ela e
Manirery aho k’ aza ela e
Eny, ô ry tiako
ugkzw Miandry anao aho k’ aza ela e
Singan-drery aho k’ aza ela e
Toa mbola reko eto ihany
Ilay bitsikao mamboraka
Ilay fitia
Toa sary tsy afaka an-tsaiko
Ilay endrikao mirana
Miram-pitia
Sasa-miandry aho.
Solomiral
satria irery lava izao
lava izao
Mahatsiaro ilay tononkira.serasera.org tsikinao tena mamiko iny
Mamiko iny
Sasa-miandry aho.
Ref : Eny, ô ry tiako
Miandry nyqm anao aho aho k’ fezj aza ela e
Manirery aho k’ aza ela e
Eny, ô ry tiako
ugkzw Miandry anao aho k’ aza ela e
Singan-drery aho k’ aza ela e
Toa mbola reko eto ihany
Ilay bitsikao mamboraka
Ilay fitia
Toa sary tsy afaka an-tsaiko
Ilay endrikao mirana
Miram-pitia
Sasa-miandry aho.
Solomiral
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SolomiralVangy : 14266
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lanto
Daty : 22/06/2004 04:29
