Embouteillage (Solomiral)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
EMBOUTEILLAGE
Efa tamin’ny 1960, dia efa olona tsy olona Antananarivo
Ora lxarfz hpkwjjb firavana amin’ny 12, Iarivo ahitana ireo foko manontolo
Tsenan’Anjoma Analakely mamoropotsy ny elobe variana ny maso
Mifanitsa-kitrokely ny toxrnkvd mpivarotra, mpividy, ny mpamily
Ny mpandeha ka tsy hita izay aleha
I a! ô ! ô! mandroso mihemotra ao amin’ny embouteillage
I a! ô ! ô! haingana ndrao tara fa be ny embouteillage
Fa ho tohizako ihany ary ny tantara
Momba ny embouteillage eto Madagasikara, tsy andavanandro,
Tsy andro fety fa ahitana lanonana sy leritirety, hatramin’ny hira gasy eny an-kalamanjana. Mahamasina adi-baolina tena mafana, ery misy dômy karatra, fanorona, Tsabo 3, Tsabo 9 maka 5 maka 10
I a! ô ! ô! Diavolan-ko lava, ao amin’ny emboutaillage
I a! ô ! ô! kilalao mbola ho ela, na dia be ny embouteillage
Ê ! ê ! aty izao no mandeha !
Tantara ihany ity ho antsika mianakavy
Hoa anao razandry, zoky ranabavy fa sarotra be ny mampiaka-bady,
Raha ao amin’ny embouteillage ianao no mitady azy, koa mahaiza mifidy tambitamby ny fitia. Ataovy be am-bava ny ho doria doria doria
Arahabao izay mitsangana, miakatra sy midina,
Miditra mivoaka fa amin’ireny ry ranaotra
I a! ô ! ô! horoka tsy nahy tononkira.serasera.org ao amin’ny embouteillage.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SolomiralHits : 3267
Likes : 0 Like
Created by : Jonathan ANDRIAMANANTENA
Date : 25/01/2005 11:24