Fa mandrakizay ny famindram-pony (Solofon'i Asafa Soatsihadino)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ankalazaina ny Anaranao
Fa mandrakizay ny famindram-ponao
Ny fitahianao anie fsnqclzb no hitoetra aminay
Fa mandrakizay ny famindram-ponao
Solo :
Hidera an’i Jehovah aho
Hanome voninahitra hqwzoza Azy
Hankalaza sy hanandratr’avo tononkira.serasera.org ny Anarany
Fa mandrakizay, mandrakizay ny fitahiany
Fa mandrakizay ny mgxiyy famindram-pony
Endrey ny fitiavanao Jesosy o!
Tsy tambo isaina fa dia fatratra tokoa
K’izany indrindra no iderana Anao
Fa mandrakizay ny famindram-ponao
Tonony sy feony : Jenny
Nandrindra : Pastora Roland RATOVONJANAHARY
Fa mandrakizay ny famindram-ponao
Ny fitahianao anie fsnqclzb no hitoetra aminay
Fa mandrakizay ny famindram-ponao
Solo :
Hidera an’i Jehovah aho
Hanome voninahitra hqwzoza Azy
Hankalaza sy hanandratr’avo tononkira.serasera.org ny Anarany
Fa mandrakizay, mandrakizay ny fitahiany
Fa mandrakizay ny mgxiyy famindram-pony
Endrey ny fitiavanao Jesosy o!
Tsy tambo isaina fa dia fatratra tokoa
K’izany indrindra no iderana Anao
Fa mandrakizay ny famindram-ponao
Tonony sy feony : Jenny
Nandrindra : Pastora Roland RATOVONJANAHARY
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Solofon'i Asafa SoatsihadinoHits : 124
Likes : 0 Like
Created by : andria1730
Date : 11/09/2026 15:46
