Fa mandrakizay ny famindram-pony (Solofon'i Asafa Soatsihadino)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ankalazaina ny Anaranao
Fa mandrakizay ny famindram-ponao
Ny fitahianao anie no hitoetra aminay
Fa mandrakizay ny famindram-ponao

Solo :
Hidera an’i Jehovah aho
Hanome voninahitra Azy
Hankalaza sy hanandratr’avo ny Anarany
Fa zmfbol mandrakizay, mandrakizay ny fitahiany
Fa mandrakizay ny famindram-pony

Endrey ny fitiavanao Jesosy o!
Tsy tambo isaina fa dia fatratra tokoa
K’izany indrindra kxkdnuzs rruac no iderana Anao
Fa mandrakizay ny famindram-ponao

Tonony sy feony : Jenny
Nandrindra tononkira.serasera.org : Pastora Roland RATOVONJANAHARY

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Solofon'i Asafa Soatsihadino
Hits : 126
Likes : 0 Like
Created by : andria1730
Date : 11/09/2026 15:46
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0312