Andriamanitra ô! (Solo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô! omeo fahendrena aho
Hiarovako ny lalako hanao ny sitrakao
Andriamanitra ô! omeo fitiavana aho
Ho jiron’ny fiainako hanao ny sitrakao

Fitiavana no didy, iarahana aminao
Lova sarobidy manao ny tononkira.serasera.org sitrakao
Koa raha tonga ny mangidy, ny miaraka Aminao
Matoky tsy mba kivy, manao ny sitrakao!

Andriamanitra ô! Andriamanitra ô!
Deraina anie ny Anaranao izay qmmny Fitiavana

Fitiavana no tnrk didy, iarahana aminao
Lova sarobidy manao ndtpluc ny sitrakao
Koa raha tonga ny mangidy, ny miaraka Aminao
Matoky tsy mba kivy, manao ny sitrakao!

                     - Solo -

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Solo
Vangy : 7950
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Marcelle Sylviane
Daty : 09/11/2003 01:40
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0309