Andriamanitra ô! (Solo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô! omeo fahendrena aho
Hiarovako ny lalako hanao ny sitrakao
Andriamanitra ô! omeo tononkira.serasera.org fitiavana aho
Ho jiron’ny fiainako hanao ny sitrakao
Fitiavana no didy, iarahana aminao
Lova sarobidy manao ny sitrakao
Koa raha tonga ny mangidy, ny miaraka Aminao
Matoky tsy mba kivy, manao ny sitrakao!
Andriamanitra ô! Andriamanitra ô!
Deraina anie ny Anaranao izay Fitiavana
Fitiavana no didy, iarahana aminao
Lova sarobidy manao ny sitrakao
Koa raha tonga ny mangidy, ny miaraka Aminao
Matoky tsy mba kivy, manao ntbt ny sitrakao!
rvbw oulbsc - Solo -

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SoloHits : 8111
Likes : 0 Like
Created by : Marcelle Sylviane
Date : 09/11/2003 01:40