Andriamanitra ô! (Solo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô! omeo fahendrena aho
Hiarovako ny lalako hanao ny sitrakao
Andriamanitra ô! omeo fitiavana aho
Ho jiron’ny fiainako hanao ny sitrakao
Fitiavana no didy, iarahana aminao
Lova sarobidy manao tononkira.serasera.org ny sitrakao
Koa raha tonga ny jxqmhdb mangidy, ny miaraka Aminao
Matoky tsy mba kivy, manao ny sitrakao!
Andriamanitra ô! Andriamanitra ô!
Deraina anie ny Anaranao izay iybmf Fitiavana
Fitiavana no didy, iarahana aminao
Lova sarobidy manao ny sitrakao
Koa raha tonga ny mangidy, ny miaraka Aminao
Matoky tsy mba kivy, manao ny hgyvl sitrakao!
- Solo -

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SoloVisites : 8109
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Marcelle Sylviane
Date : 09/11/2003 01:40