Lazao ahy (Soa'Niaina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Androany aloha teo foana ianao
Nilaza izay rehetra tao amponao
Dia nanolotra fitiavana, nasehonao fiadanana aho
Tsy hanenina ve aho raha hitia anao?
Azoko atao ve ny hahatoky anao?
Lazao ampahatsorana fa tsy hiova ny fitiavanao ahy

INSTRUMENTAL ssvjqiba

(Refrain)
Ka mba lazao ahy, teneno ahy
Fa ho eo anilako eo foana ianao
Tsy andao ahy, fa hanampy ahy
Ka mba lazao ahy, teneno ahy
Fa tsy hamitaka ahy mihitsy ianao
Fa hanaja ahy, tsy handratra 'zaho

(Bridge)
Mba tsy ho cnhv nofy ilay andro anio
Miangavy aminao mba ampio
Lazao ahy fa ny ampitso tsy hiova
fa ho toy ny anio
Androany aloha teo foana tononkira.serasera.org ianao
Nilaza izay rehetra tao amponao
Nanolotra fitiavana, nasehonao fiadanana aho

(INSTRUMENTAL)

(Refrain)
Ka mba lazao ahy, teneno ahy
Fa ho eo anilako eo foana ianao
Tsy andao ahy, fa hanampy ahy
Ka mba lazao ahy, teneno ahy
Fa tsy epnugu hamitaka ahy mihitsy ianao
Fa hanaja ahy, tsy handratra 'zaho

Soa'Niaina

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Soa'Niaina
Hits : 213
Likes : 1 Like
Created by : ZahSoaniaina
Date : 22/09/2026 18:16
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.3483