Mandinia ihany (Soa'Niaina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
dwhy Mba mandinia lrmc ihany
Fa izy anie tena tia anao
Mandinia ihany, hum hum
Very ianao raha hilaozany eo

Reo ditranao, laingalainganao
Dia hisy hiafarany ka miovà amin'izay
Fa sao ho anenenanao

Mba mandinia ihany
Fa izy anie tena tia anao
Mandinia tononkira.serasera.org ihany, hum hum
Very ianao raha hilaozany aepzmbso eo

Soa'Niaina

https://web.facebook.com/reel/28354273604222006?locale=fr_FR

--------
Rohy:
Hevitra
ZahSoaniaina ( 22/09/2026 14:46)
https://web.facebook.com/reel/28354273604222006?locale=fr_FR
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Soa'Niaina
Vangy : 4
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ZahSoaniaina
Daty : 22/09/2026 14:46
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0318