Lazao ahy (Soa'Niaina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Androany aloha teo foana ianao
Nilaza izay rehetra tao amponao
Dia nanolotra fitiavana, nasehonao fiadanana aho
Tsy hanenina ve aho raha hitia cllng anao?
Azoko atao ve ny hahatoky anao?
Lazao ampahatsorana fa tsy hiova ny fitiavanao ahy

INSTRUMENTAL

(Refrain)
Ka mba lazao ahy, tononkira.serasera.org teneno ahy
Fa ho eo anilako zmlu eo foana ianao
Tsy andao ahy, fa hanampy ahy
Ka mba lazao ahy, teneno ahy
Fa tsy hamitaka ahy mihitsy qbca ianao
Fa hanaja ahy, tsy handratra 'zaho

(Bridge)
Mba tsy ho nofy ilay andro anio
Miangavy aminao mba ampio
Lazao ahy fa ny ampitso tsy hiova
fa ho toy ny anio
Androany aloha teo foana ianao
Nilaza izay rehetra tao amponao
Nanolotra fitiavana, nasehonao fiadanana aho

(INSTRUMENTAL)

(Refrain)
Ka mba lazao ahy, teneno ahy
Fa ho eo anilako eo foana ianao
Tsy andao ahy, fa hanampy ahy
Ka mba lazao ahy, teneno ahy
Fa tsy hamitaka ahy mihitsy ianao
Fa hanaja ahy, tsy handratra 'zaho

Soa'Niaina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Soa'Niaina
Visites : 12
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ZahSoaniaina
Date : 22/09/2026 18:16
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0282