Miandry vaovao (Soa'Niaina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ka natwmd mba lazao aho f'efa miandry
Mba hitondray zava-baovao
Ka mba lazao aho f'efa miandry
Mba hizarao zava-baovao

Aty lavitra aty aho oh
Efa maika hody
Nefa tsy avelan'ny asa oh
Tsy maintsy mitady vola
Mahatsiaro foana ny tananako e
Ouhouhouh hum

Ka zxfie mba lazao aho f'efa miandry
Mba hitondray tononkira.serasera.org zava-baovao
Ka udltztro mba lazao aho f'efa miandry
Mba omeo zava-baovao

Soa'Niaina

--------
Rohy:
Hevitra
ZahSoaniaina ( 22/09/2026 18:11)
https://web.facebook.com/reel/1396793718588906?locale=fr_FR
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Soa'Niaina
Vangy : 6
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ZahSoaniaina
Daty : 22/09/2026 18:10
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296