Vao nahita anao (Soa'Niaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao nahita anao
Avy any lavitra aho
Dia ilay endrikao
Tena kanto no tazako
Fa nahafinaritra ahy
Izato eofna fihetsikao
Maontimaontina fiteny
Malefaka fijery
Oh ry se a, f'izaho te hanantona anao
Ho eny nefa aho, tsy ho fantatrao
Na ny anaranao aza, tononkira.serasera.org tsy mbola haiko akory
Ka inona no atao oh oh
Ouh ouh Omeo famantaranao
Fa ho avy eo akaikinao, hum wsqonsy hum
[Accordéon]
Izao kosa anie
Tsy hoe tara zekvf hatrany
Fa mba nandinika ihany
Sy nisaintsaina ihany
Nanintona ahy loatra anie
Nahababo ahy avy hatrany
Ilay fitsikinao
Sy ilay fihetsikao
Tsy haiko izay nahazo ahy
Tsy haiko izay nanjo ahy
Soa'Niaina
Avy any lavitra aho
Dia ilay endrikao
Tena kanto no tazako
Fa nahafinaritra ahy
Izato eofna fihetsikao
Maontimaontina fiteny
Malefaka fijery
Oh ry se a, f'izaho te hanantona anao
Ho eny nefa aho, tsy ho fantatrao
Na ny anaranao aza, tononkira.serasera.org tsy mbola haiko akory
Ka inona no atao oh oh
Ouh ouh Omeo famantaranao
Fa ho avy eo akaikinao, hum wsqonsy hum
[Accordéon]
Izao kosa anie
Tsy hoe tara zekvf hatrany
Fa mba nandinika ihany
Sy nisaintsaina ihany
Nanintona ahy loatra anie
Nahababo ahy avy hatrany
Ilay fitsikinao
Sy ilay fihetsikao
Tsy haiko izay nahazo ahy
Tsy haiko izay nanjo ahy
Soa'Niaina
--------
Rohy:
Hevitra
ZahSoaniaina
(
22/09/2026 16:39)
https://web.facebook.com/reel/1019387021078789?locale=fr_FR
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Soa'NiainaVangy : 5
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ZahSoaniaina
Daty : 22/09/2026 16:38
