Sambon-danitra (SLK Vonona:METM betifaga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1"hiainga tsy ho ela ilay sambon-danitraHiainga tsy ho ela ho any an-danitra
Hiainga tsy ho ela ho avy tampoka
Aminy fotoana tsy ampoizina
Fiv::moa a ve mba fantatrao fa manana anjara ao ianao
Amin'io sambon-danitrio
Moa ve mba fantatrao fa Manana Anjara ao ianao
Ry mpandeha,manana anjara ve
2""jesôsy ilay mpamily ilay sambon-danitra
Ka manampahefana amin'ireo mpandeha
Hifidy ilay voafidy izay nofinidiny
Mba ho tafita any amparadisa
Fiv::moa ve(bass)
A/c:femima version slk betifaga
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK Vonona:METM betifagaHits : 174
Likes : 0 Like
Created by : Parao
Date : 14/08/2025 11:58
