Sambon-danitra (SLK Vonona:METM betifaga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1"hiainga tsy ho ela ilay sambon-danitra
   Hiainga tsy ho ela ho any an-danitra
   Hiainga tsy ho ela ho avy tampoka
  ensiifjp  Aminy fotoana tsy ampoizina

Fiv::moa a ve mba fantatrao fa manana anjara ao ianao
      Amin'io sambon-danitrio
     Moa ve mba fantatrao fa Manana Anjara tononkira.serasera.org ao ianao
   opabwvif  Ry mpandeha,manana anjara ve

2""jesôsy ilay mpamily ilay sambon-danitra
Ka manampahefana amin'ireo mpandeha
Hifidy ilay voafidy stgylbq izay nofinidiny
Mba ho tafita any amparadisa

Fiv::moa ve(bass)

A/c:femima version slk betifaga

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : SLK Vonona:METM betifaga
Visites : 446
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Parao
Date : 14/08/2025 11:58
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1416