Lalana (SLK Vonona:METM betifaga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Lalana sarotra ny ety an-tany
Lalana,feno alahelo sy tomany
Fiainana,rotoroto sesi-lany
Fiainana,misy ambony misy ambany
*mandalo anie izao fiainana izao ka asakasakao
   Miantso anao ny tononkira.serasera.org Tompo anio,miantso anao,,
   Namako o ô
Fiv:miorena mafy ianao,tano ny finoana
      Mino an'i jesosy ianao,dia ho vonjena rahalahy
     Ampandresy anao ny tompo hanome
     Fiainam-baovao

2/lalana sarotra ny ety an-tany
    Lalana,feno alahelo sy tomany
    Fiainana,rotoroto sesi-lany
   acqer  Fiainana,misy ambony misy ambany
       *atolory azy,ny tenanao
         Tsy avy hiantso ny eaqpzif marin'izy fa ianao
       onijl   Mpanota o ô
Fiv:

A/c: Binjô

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : SLK Vonona:METM betifaga
Vangy : 585
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Parao
Daty : 18/01/2024 10:56
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1362