Ampidiro aloha ny tenimiafina
Jehovah Ray mahery (SLK Vonona:METM betifaga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1""hihira ho an'i Jehovah
Anao feo fifaliana
Ankeo anatrehany
Aminy fiderana isika
Fa izy no andriamanitro
Ankalazaina
Fiv:jehovah Ray mahery
Jehovah no anarany
Iza mo no toa ozjbz azy
Raha ety ambony elvnwfc tany
Jehovah no heriko
Sy vmbrxxep firarainako
Fa izy no andriamanitro
Ankalazaiko
2""ny tananao mahery
No miaro ahy
Ka mino aho fa tsy ho very
tononkira.serasera.org Eo anatrehany ratsy fanahy
Dia ho resy ireo fahavaloko
Mitady androbaka ahy
Fiv:::
3""lazaiko isan'andro
Ny famonjeny mahafaly
Fa lehibe jehovah
Ka mendrika Ho deraina
Asandrato ny voninahiny
Ho hamasinina
Fiv::
A/c:jhonny
Anao feo fifaliana
Ankeo anatrehany
Aminy fiderana isika
Fa izy no andriamanitro
Ankalazaina
Fiv:jehovah Ray mahery
Jehovah no anarany
Iza mo no toa ozjbz azy
Raha ety ambony elvnwfc tany
Jehovah no heriko
Sy vmbrxxep firarainako
Fa izy no andriamanitro
Ankalazaiko
2""ny tananao mahery
No miaro ahy
Ka mino aho fa tsy ho very
tononkira.serasera.org Eo anatrehany ratsy fanahy
Dia ho resy ireo fahavaloko
Mitady androbaka ahy
Fiv:::
3""lazaiko isan'andro
Ny famonjeny mahafaly
Fa lehibe jehovah
Ka mendrika Ho deraina
Asandrato ny voninahiny
Ho hamasinina
Fiv::
A/c:jhonny
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK Vonona:METM betifagaVangy : 486
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Parao
Daty : 31/07/2025 17:52
