Jehovah Ray mahery (SLK Vonona:METM betifaga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1""hihira trhmplys ho an'i Jehovah
Anao feo fifaliana
Ankeo anatrehany
Aminy fiderana isika
Fa izy no andriamanitro
Ankalazaina
Fiv:jehovah Ray tononkira.serasera.org mahery
Jehovah no anarany
fhzdra Iza mo no toa azy
axns Raha ety ambony tany
Jehovah no heriko
Sy firarainako
Fa izy no andriamanitro
Ankalazaiko
2""ny tananao mahery
No miaro ahy
Ka mino aho fa tsy ho very
Eo anatrehany ratsy fanahy
Dia ho resy ireo fahavaloko
Mitady androbaka ahy
Fiv:::
3""lazaiko isan'andro
Ny famonjeny mahafaly
Fa lehibe jehovah
Ka mendrika Ho deraina
Asandrato ny voninahiny
Ho hamasinina
Fiv::
A/c:jhonny
Anao feo fifaliana
Ankeo anatrehany
Aminy fiderana isika
Fa izy no andriamanitro
Ankalazaina
Fiv:jehovah Ray tononkira.serasera.org mahery
Jehovah no anarany
fhzdra Iza mo no toa azy
axns Raha ety ambony tany
Jehovah no heriko
Sy firarainako
Fa izy no andriamanitro
Ankalazaiko
2""ny tananao mahery
No miaro ahy
Ka mino aho fa tsy ho very
Eo anatrehany ratsy fanahy
Dia ho resy ireo fahavaloko
Mitady androbaka ahy
Fiv:::
3""lazaiko isan'andro
Ny famonjeny mahafaly
Fa lehibe jehovah
Ka mendrika Ho deraina
Asandrato ny voninahiny
Ho hamasinina
Fiv::
A/c:jhonny
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK Vonona:METM betifagaVangy : 532
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Parao
Daty : 31/07/2025 17:52
