Dimby sy fara (SLK Vonona:METM betifaga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1""misy fiadanana ho an'ny dimby sy fara rehetra izay voasoratra ao amin'ny filazantsara

Fiv:aoka tsy hizarazara fa tokana ihany ny anjara
  Misy tokoa ny lanitra,ary misy tokoa andriamanitra
Jesosy efa nandahatra
Ilay toera-tsika any an-danitra
Ao re no misy ny soa
Ka apibebaho re ny fo
Jesosy ilay ampionona
Hiara sambatra isika mandrakizay

2""raha mbola eto an-tany Dia aoka hiomana tsara isika,mba hakanto izay voalazan'ireo mpaminany

Fiv:
A/c:slk
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : SLK Vonona:METM betifaga
Vangy : 129
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Parao
Daty : 06/08/2025 09:52
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0808