Dimby sy fara (SLK Vonona:METM betifaga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1""misy bgayus fiadanana ho tononkira.serasera.org an'ny dimby sy fara rehetra difwkvu izay voasoratra ao amin'ny filazantsara
Fiv:aoka tsy hizarazara fa tokana ihany ny anjara
Misy tokoa ny lanitra,ary misy tokoa andriamanitra
Jesosy efa nandahatra
Ilay nbjfhvwe toera-tsika any an-danitra
Ao re no misy ny soa
Ka apibebaho re ny fo
Jesosy ilay ampionona
Hiara sambatra isika mandrakizay
2""raha mbola eto an-tany Dia aoka hiomana tsara isika,mba hakanto izay voalazan'ireo mpaminany
Fiv:
A/c:slk

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK Vonona:METM betifagaVisites : 369
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Parao
Date : 06/08/2025 09:52