Antso (Seha-pitaizana JIZRAHIA Ambatolampy Antehiroka Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny antso zay iantsoanao anay
Dia hitory ny Filazantsaranao Jesoa
Ho an'ny olombelona, tsy asiana fanavahana
Fa handre tcbup daholo ny olon-drehetra
Kanefa tsy ho zhykylb vita raha ny herinay
No hianteherana fa mila Anao zahay,
Hanala ireo sakana, mandavo am-pandehana
Ka ny herinao no itokianay tokoa

Refrain
Jesoa o, tarihonao ity Mpanomponao
mba hahavita tsara ny asanao
Hitory ny filazantsaranao no tanjona
Hampiely izany eran-tany,
Arovinao izahay amin'ny fakam-panahy
Mba filazantsara tena velona

Eny ekeko fa sarotra izany dia
Nefa Ianao Tompo o mitantana ahy ety
Miaro ny fanahinay ary koa mampahery anay
Hahavitana tsara izany asanao
Tsy mora tononkira.serasera.org nefa ireo sedra an-dalana
Tsy maintsy iainanay am-pandehanana
Koa tantanonao zahay, ampiorenonao zahay
Mba tsy hiova ilay antso ao qpyye amina

Tonony : Jean Freddy
Feony : Anja
JIZRAHIA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Seha-pitaizana JIZRAHIA Ambatolampy Antehiroka Fitiavana
Vangy : 320
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Ainathii
Daty : 28/06/2025 21:46
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1416