Hosana (Seha-pitaizana JIZRAHIA Ambatolampy Antehiroka Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indreto izahay misaotra Anao
Mankalaza ny Anaranao;
Amin'ny fo, saina, Fanahy,
No entiko hanompoana Anao;
Masina ny Andriamanitray,
Mpamela heloka be hindra fo;
Ka mendrika ho deraina , tsy misy ny toa Anao,

Ref: (× 2) ka Hallelouia! Sy Hosana !
                 No entinay anio
                 Fiderana, fankalazana
                 Tena henika Anao izahay

Tsy ho aiko tantaraina fa maro sesehena,
Ireo fitahiana izay natosakao ho anay;
Fitiavana, tsy miovaova e!
No atolotrao ho anay ;
Masina Ianao ry Ray
Mpamela heloka be hindra fo;
Ka iriako ny ho toa Anao
Tsy misy ny toa Anao;

Ref: (× 2) ka Hallelouia! Sy Hosana !
                 No entinay anio
                 Fiderana, fankalazana
                 Tena henika Anao izahay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Seha-pitaizana JIZRAHIA Ambatolampy Antehiroka Fitiavana
Vangy : 58
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : FabyRama
Daty : 22/08/2024 18:29
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0761