Fitia agape (Seha-pitaizana JIZRAHIA Ambatolampy Antehiroka Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tena fitia tsy miofoDia ilay hany fitiavan’ny Ray
Sasa-poana ny rivo-mifofo
Fa ny fitiavany mandrakizay
Fitia tsy voavidin-karena
Na sandaina amin’ny vola be
Fa fitiavana ombampamonjena
Io ilay Fitia AGAPE
Ny tena fitia tsy miofo
Dia ilay hany fitiavan’ny Ray
Sasa-poana ny rivo-mifofo
Fa ny fitiavany mandrakizayFitia tsy voavidin-karena
Na sandaina amin’ny vola be
Fa fitiavana ombampamonjena
Io ilay Fitia AGAPE
Io ny Fitia tena ilaina
Ho antsika miaina
eto an-tany
Ampiharina sy enti-miaina
Raha te ho any an-danitra any
Io ny Fitia tena ilaina
Ho antsika miaina
eto an-tany
Ampiharina sy enti-miaina
Raha te ho any an-danitra any….
Fitia ka mamela ny hafa
Tsy miova fa dia tadidio
Ny heloka rehetra
voafafa
Raha ao io Fitiavana io
Fitia nefa mety mifindra
Mihitsy zaraina toa ketsa
Fitia tena hafa indrindra
Natao ho an’ny olondrehetra
Fitia ka mamela ny hafa
Tsy miova fa dia tadidio
Ny heloka rehetra
voafafa
Raha ao io Fitiavana io
Fitia nefa mety mifindra
Mihitsy zaraina toa ketsa
Fitia tena hafa indrindra
Natao ho an’ny olondrehetra
Io ny Fitia tena ilaina
Ho antsika miaina
eto an-tany
Ampiharina sy enti-miaina
Raha te ho any an-danitra any
(x2)
Io ny Fitia tena ilaina
Ho antsika miaina
eto an-tany
Ampiharina sy enti-miaina
Raha te ho any an-danitra any (x2)
Andriamanitra dia Fitiavana!
Tonony: Erica
Feony: Anja
JIZRAHIA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Seha-pitaizana JIZRAHIA Ambatolampy Antehiroka FitiavanaVangy : 24
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Thii
Daty : 20/02/2026 15:03
