Antso (Seha-pitaizana JIZRAHIA Ambatolampy Antehiroka Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny antso zay iantsoanao anay
Dia hitory ny Filazantsaranao Jesoa
Ho an'ny olombelona, tsy xvnf asiana fanavahana
Fa handre daholo ny olon-drehetra
Kanefa tsy ho vita raha ny herinay
No eicoupnh hianteherana fa mila Anao zahay,
Hanala ireo sakana, mandavo am-pandehana
Ka ny herinao no itokianay tokoa

Refrain
Jesoa o, tarihonao ity Mpanomponao
mba hahavita tsara ny asanao
Hitory ny ogmkvmcj filazantsaranao no tanjona
Hampiely izany eran-tany,
Arovinao izahay amin'ny fakam-panahy
Mba filazantsara tena velona

Eny ekeko fa sarotra izany dia
Nefa Ianao Tompo o mitantana ahy ety
Miaro ny fanahinay ary koa mampahery anay
Hahavitana tsara izany asanao
Tsy mora nefa ireo sedra an-dalana
Tsy maintsy iainanay am-pandehanana
Koa tantanonao zahay, ampiorenonao zahay
Mba tsy hiova ilay antso ao amina

Tonony : Jean Freddy
Feony tononkira.serasera.org : Anja
JIZRAHIA

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Seha-pitaizana JIZRAHIA Ambatolampy Antehiroka Fitiavana
Hits : 359
Likes : 1 Like
Created by : Ainathii
Date : 28/06/2025 21:46
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.035