Ampidiro aloha ny tenimiafina
Antso (Seha-pitaizana JIZRAHIA Ambatolampy Antehiroka Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny antso zay iantsoanao anay
Dia hitory ny Filazantsaranao Jesoa
Ho an'ny hinmk olombelona, tsy asiana fanavahana
Fa handre daholo ny olon-drehetra
Kanefa tsy ho vita tononkira.serasera.org raha ny herinay
No hianteherana fa mila Anao zahay,
Hanala ireo sakana, mandavo am-pandehana
Ka ny herinao no itokianay tokoa
Refrain
Jesoa o, tarihonao ity Mpanomponao
mba hahavita tsara ny asanao
Hitory ny filazantsaranao no tanjona
Hampiely izany eran-tany,
Arovinao izahay amin'ny fakam-panahy
Mba filazantsara tena velona
Eny ekeko fa sarotra izany dia
Nefa Ianao Tompo o mitantana ahy ety
Miaro atio ny fanahinay ary koa mampahery anay
Hahavitana ybemjzut tsara izany asanao
Tsy mora nefa ireo sedra an-dalana
Tsy maintsy iainanay am-pandehanana
Koa tantanonao zahay, ampiorenonao zahay
Mba tsy hiova ilay antso ao amina
Tonony : Jean Freddy
Feony : Anja
JIZRAHIA
Dia hitory ny Filazantsaranao Jesoa
Ho an'ny hinmk olombelona, tsy asiana fanavahana
Fa handre daholo ny olon-drehetra
Kanefa tsy ho vita tononkira.serasera.org raha ny herinay
No hianteherana fa mila Anao zahay,
Hanala ireo sakana, mandavo am-pandehana
Ka ny herinao no itokianay tokoa
Refrain
Jesoa o, tarihonao ity Mpanomponao
mba hahavita tsara ny asanao
Hitory ny filazantsaranao no tanjona
Hampiely izany eran-tany,
Arovinao izahay amin'ny fakam-panahy
Mba filazantsara tena velona
Eny ekeko fa sarotra izany dia
Nefa Ianao Tompo o mitantana ahy ety
Miaro atio ny fanahinay ary koa mampahery anay
Hahavitana ybemjzut tsara izany asanao
Tsy mora nefa ireo sedra an-dalana
Tsy maintsy iainanay am-pandehanana
Koa tantanonao zahay, ampiorenonao zahay
Mba tsy hiova ilay antso ao amina
Tonony : Jean Freddy
Feony : Anja
JIZRAHIA
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Seha-pitaizana JIZRAHIA Ambatolampy Antehiroka FitiavanaVisites : 275
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Ainathii
Date : 28/06/2025 21:46
