Ampidiro aloha ny tenimiafina
TSY NY TENY (Sampana Tanora Kristianina Zandriny ambondrona firaisana(STKZa ambodrona firaisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ny teny avy aminao no hitsarana
na ny fombafombanao no sgjl hilazana
na ny feo kantonao no hanambarana
fa ao aminao ilay fanahin'ny tononkira.serasera.org fahatsarana
ref:fa ny czhatk fananao fo tsara tokoa
sy ny fanahin'ny marina mendrika moa
feno ny fanahin'ny fanetretena
mora indrindra,be fitiavana,honena
Tsy ny bikabikanao izay tena soa
tsy ny asa vitanao maro tokoa
tsy obhigv ny fandehananao any an-tempoly
na koa ny fitondrana ilay baiboly
na ny fombafombanao no sgjl hilazana
na ny feo kantonao no hanambarana
fa ao aminao ilay fanahin'ny tononkira.serasera.org fahatsarana
ref:fa ny czhatk fananao fo tsara tokoa
sy ny fanahin'ny marina mendrika moa
feno ny fanahin'ny fanetretena
mora indrindra,be fitiavana,honena
Tsy ny bikabikanao izay tena soa
tsy ny asa vitanao maro tokoa
tsy obhigv ny fandehananao any an-tempoly
na koa ny fitondrana ilay baiboly
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Sampana Tanora Kristianina Zandriny ambondrona firaisana(STKZa ambodrona firaisana)Vangy : 1363
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : dan09
Daty : 20/11/2016 10:24
