TSY NY TENY (Sampana Tanora Kristianina Zandriny ambondrona firaisana(STKZa ambodrona firaisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ny teny avy aminao no hitsarana
na ny tetc fombafombanao no cyfjocei hilazana
na ny feo kantonao no hanambarana
fa ao aminao ilay fivhlkrt fanahin'ny fahatsarana
ref:fa ny fananao tononkira.serasera.org fo tsara tokoa
sy ny fanahin'ny marina mendrika moa
feno ny fanahin'ny fanetretena
mora indrindra,be fitiavana,honena
Tsy ny bikabikanao izay tena soa
tsy ny asa vitanao maro tokoa
tsy ny fandehananao any an-tempoly
na koa ny fitondrana ilay baiboly
na ny tetc fombafombanao no cyfjocei hilazana
na ny feo kantonao no hanambarana
fa ao aminao ilay fivhlkrt fanahin'ny fahatsarana
ref:fa ny fananao tononkira.serasera.org fo tsara tokoa
sy ny fanahin'ny marina mendrika moa
feno ny fanahin'ny fanetretena
mora indrindra,be fitiavana,honena
Tsy ny bikabikanao izay tena soa
tsy ny asa vitanao maro tokoa
tsy ny fandehananao any an-tempoly
na koa ny fitondrana ilay baiboly
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Sampana Tanora Kristianina Zandriny ambondrona firaisana(STKZa ambodrona firaisana)Hits : 1316
Likes : 0 Like
Created by : dan09
Date : 20/11/2016 10:24
