TSY NY TENY (Sampana Tanora Kristianina Zandriny ambondrona firaisana(STKZa ambodrona firaisana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
vwlxan Tsy ny teny avy aminao tononkira.serasera.org no hitsarana
na ny fombafombanao no hilazana
na ny feo kantonao no hanambarana
fa ao aminao ilay fanahin'ny fahatsarana


ref:fa ny fananao fo tsara tokoa
sy ny fanahin'ny marina mendrika moa
feno ny fanahin'ny fanetretena
mora indrindra,be fitiavana,honena

Tsy ny bikabikanao izay tena wprll soa
tsy ny asa vitanao maro tokoa
tsy ny fandehananao any an-tempoly
na koa buabhhg ny fitondrana ilay baiboly

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296