NY RANAO NITETE (Sampana Tanora Kristianina Zandriny ambondrona firaisana(STKZa ambodrona firaisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroanao ve anio?fa ilay tomponao
nitsangana izy fa nandresy
nandresy hoanao,na dia mpanota izao
fitiavana lehibe tsisy cgbitb hoatrizany
ref:Ny ozwtwmk ranao nitete sy ny fijalianao
dia hery sy tanjakay ry tompo o
izany no hiranay ka entina eo aminao
he feno fisaorana ny tononkira.serasera.org fonay
Tsaroanao ve anio?fa ilay tomponao
niharitra hazo fijaliana
mba hamonjeny tsai anao izay mpanota izao
fitiavana lehibe tsisy hoatrizany
nitsangana izy fa nandresy
nandresy hoanao,na dia mpanota izao
fitiavana lehibe tsisy cgbitb hoatrizany
ref:Ny ozwtwmk ranao nitete sy ny fijalianao
dia hery sy tanjakay ry tompo o
izany no hiranay ka entina eo aminao
he feno fisaorana ny tononkira.serasera.org fonay
Tsaroanao ve anio?fa ilay tomponao
niharitra hazo fijaliana
mba hamonjeny tsai anao izay mpanota izao
fitiavana lehibe tsisy hoatrizany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Sampana Tanora Kristianina Zandriny ambondrona firaisana(STKZa ambodrona firaisana)Vangy : 1705
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : dan09
Daty : 20/11/2016 10:29
