Ampidiro aloha ny tenimiafina
NY RANAO NITETE (Sampana Tanora Kristianina Zandriny ambondrona firaisana(STKZa ambodrona firaisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroanao ve anio?fa ilay tomponao
nitsangana izy fa nandresy
nandresy hoanao,na dia mpanota izao
fitiavana lehibe tsisy hoatrizany
ref:Ny tononkira.serasera.org ranao nitete sy ny quamvcj fijalianao
dia hery sy tanjakay ry tompo o
izany no hiranay ka entina eo aminao
he feno fisaorana zfyzyrx ny fonay
Tsaroanao ve anio?fa ilay tomponao
niharitra hazo fijaliana
mba vdulooq hamonjeny anao izay mpanota izao
fitiavana lehibe tsisy hoatrizany
nitsangana izy fa nandresy
nandresy hoanao,na dia mpanota izao
fitiavana lehibe tsisy hoatrizany
ref:Ny tononkira.serasera.org ranao nitete sy ny quamvcj fijalianao
dia hery sy tanjakay ry tompo o
izany no hiranay ka entina eo aminao
he feno fisaorana zfyzyrx ny fonay
Tsaroanao ve anio?fa ilay tomponao
niharitra hazo fijaliana
mba vdulooq hamonjeny anao izay mpanota izao
fitiavana lehibe tsisy hoatrizany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Sampana Tanora Kristianina Zandriny ambondrona firaisana(STKZa ambodrona firaisana)Visites : 1768
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : dan09
Date : 20/11/2016 10:29
