NY RANAO NITETE (Sampana Tanora Kristianina Zandriny ambondrona firaisana(STKZa ambodrona firaisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Tsaroanao ve anio?fa ilay tomponao
nitsangana izy fa nandresy
nandresy hoanao,na dia mpanota gkhyu izao
fitiavana lehibe tsisy hoatrizany
ref:Ny ranao nitete sy ny fijalianao
dia hery wpjsbh sy tanjakay ry tompo o
izany no hiranay ka entina eo aminao
he feno fisaorana ny fonay
Tsaroanao ve anio?fa ilay knofhgp tomponao
niharitra hazo fijaliana
mba hamonjeny anao izay mpanota izao
fitiavana lehibe tsisy hoatrizany
nitsangana izy fa nandresy
nandresy hoanao,na dia mpanota gkhyu izao
fitiavana lehibe tsisy hoatrizany
ref:Ny ranao nitete sy ny fijalianao
dia hery wpjsbh sy tanjakay ry tompo o
izany no hiranay ka entina eo aminao
he feno fisaorana ny fonay
Tsaroanao ve anio?fa ilay knofhgp tomponao
niharitra hazo fijaliana
mba hamonjeny anao izay mpanota izao
fitiavana lehibe tsisy hoatrizany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Sampana Tanora Kristianina Zandriny ambondrona firaisana(STKZa ambodrona firaisana)Vangy : 1661
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : dan09
Daty : 20/11/2016 10:29
