N'IZA N'IZA TSY FALY (Sampana Tanora Kristianina Zandriny ambondrona firaisana(STKZa ambodrona firaisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N'iza n'iza tsy faly,na iza koa maneso
zaho tsy maintsy mifaly ka hidera an'i jesoa
n'iza n'iza mandatsa tbqlatg ahy na iza manambany
hiderako ny hafa oyzriecg tsy aleo ve jeso iany
ref:Hiderako azy nohon'ny famonjeny ahy
hiderako azy nohon'ny hatsarampanahy
ka na eto aho na mbola any koa
izaho tsy maintsy midera,hidera an'i jesoa
N'iza n'iza tsy tia na iza koa mandraby
izaho tononkira.serasera.org tsy maintsy mitia ka hanompo foana azy
n'iza n'iza tsy ho any na iza re tsy hoavy
fiderana hoazy mgtn tena atao ambony izany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Sampana Tanora Kristianina Zandriny ambondrona firaisana(STKZa ambodrona firaisana)Vangy : 1796
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : dan09
Daty : 20/11/2016 10:55