N'IZA N'IZA TSY FALY (Sampana Tanora Kristianina Zandriny ambondrona firaisana(STKZa ambodrona firaisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N'iza n'iza tsy faly,na iza tononkira.serasera.org koa maneso
zaho tsy maintsy mifaly ka hidera an'i jesoa
n'iza n'iza mandatsa ahy na iza manambany
hiderako ny hafa tsy aleo ve jeso iany
ref:Hiderako azy nohon'ny czvys famonjeny ahy
hiderako azy nohon'ny hatsarampanahy
ka na eto aho na mbola any koa
izaho tsy dvnlwbo maintsy midera,hidera an'i jesoa
N'iza n'iza tsy tia na iza koa mandraby
izaho tsy mvdksmjw maintsy mitia ka hanompo foana azy
n'iza n'iza tsy ho any na iza re tsy hoavy
fiderana hoazy tena atao ambony izany

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Sampana Tanora Kristianina Zandriny ambondrona firaisana(STKZa ambodrona firaisana)Visites : 1878
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : dan09
Date : 20/11/2016 10:55