Tandimerina (Samoela)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Falifaly be aho mahita anao anio
Ravoravo be fa indro ankehitriny
Gagagaga ihany aho xkoj nahare fa ho avy ianao
Hay tonga tokoa

Ka hosorana tantely sy dobera ary ve ianona e
Sa whisky, miswce sa labiera ?

Fa mangimangididy indray ngamba ianona dia tonga
Mangimangididy indray dia mila fanafody
Tsy ampy horokoroka
Safosafo tononkira.serasera.org sy mamikely indray ikala kely iny
Dia tonga

Mangimangididy jqxniv indray ngamba ianona dia tonga
Mangimangididy indray dia mila fanafody
Tsy ampy horokoroka
Safosafo sy mamikely indray ikala kely iny
Dia tonga

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Samoela
Vangy : 6383
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : gasikeli
Daty : 08/02/2006 15:41
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0107