Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tandimerina (Samoela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Falifaly be cumohq aho mahita anao anio
Ravoravo be fa indro ankehitriny
Gagagaga ihany aho nahare fa ho avy ianao
Hay tonga tokoa
Ka hosorana tantely sy dobera ary ve ianona e
Sa whisky, sa labiera ?
Fa mangimangididy indray ngamba ianona dia edexcon tonga
Mangimangididy indray dia mila fanafody
Tsy ampy horokoroka
Safosafo sy mamikely indray ikala kely iny
Dia tonga
Mangimangididy indray ngamba tpxos ianona dia tonga

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SamoelaVisites : 6382
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : gasikeli
Date : 08/02/2006 15:41