Taraiky (Samoela)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mila ravim-boafotsy aho ...
Ampindramo bodofotsy aho ...
Tsy azon-kafanana ...
Tena mila an’i madama ...
Hoatroatry ny manavinavy
Mila ataonao massage aho
Omeo fampatoriana aho
Dia andefaso hirahira tononkira.serasera.org aho

Fa taraiky aho, mahatsiaro mangingina aho aty eh kibtqe !
Lasam-borona, miventsoventso ny anaran-dry oh !
Mba tanteraka avokoa ny natao, nefa tsisy varany an !!!
Ny ato an-tsaiko hoe raha teto cmqjucz angamba ianao
Zay vao ho hasambarana ...

Aza atonina mihitsy aho
Fa mihetsika krizy aho
Mila zava-mahery wyszr aho
Te-hi kafoum irery aho
Omeo saribakoly aho
Mila alana devoly aho
Mila hanim-pito loha aho
Jerevo tiktakdou aho eh!



Tonony sy feony: Samoela RASOLOFONIAINA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Samoela
Vangy : 31875
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 07/03/2015 00:24
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.019