Potika sy love (Samoela)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Za hiaraka aminao, maty aho ra tsisy anao
Ento aho mba ho anao malalako ô! ho andefimandrinao
Reveko ianao malala ô! manja mahalasa adaladala zaho
Hafa ny anilanao malalako ô! lay wdeilqas tompon'ny hafanana

Za hiaraka aminao, maty aho ra tsisy anao
Ento aho mba ho anao malalako ô! ho andefimandrinao
Reveko ianao malala ô! manja mahalasa adaladala zaho
Hafa ny anilanao malalako ô! lay tompon'ny hafanana

Mila mandalo rivotra na rano,
sompatra sy an-datsa-dranomaso
Ny foko efa lasanao

N'inona miseho zaka n'aiza eo
n'inona ho avy afera be gravy
Zah hiaraka aminao

Za hiaraka aminao, maty aho ra tsisy anao
Ento aho mba ho anao malalako ô! ho andefimandrinao
Reveko ianao vauw malala ô! manja mahalasa adaladala zaho
Hafa ny anilanao malalako ô! lay tompon'ny hafanana

Be ny mpankahala be ny manadala
Be ny mankasiaka be ny misary aliaka
Tiaviko foana tononkira.serasera.org ianao

N'inona tantara sy fanambarana
N'inona lazaina n'inona ny kôzy
Zah potika sy love e!

Za hiaraka aminao, maty aho ra tsisy anao
Ento aho mba ho anao malalako ô! ho andefimandrinao
Reveko ianao malala ô! manja mahalasa adaladala zaho
Hafa ny anilanao malalako ô! lay tompon'ny hafanana

Hafa ny anilanao malalako ô! lay tompon'ny hafanana
Hafa wromdaxi ny anilanao malalako ô! lay tompon'ny hafanana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Samoela
Visites : 10577
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : landyi
Date : 15/05/2014 09:52
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0986