Potika sy love (Samoela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Za tononkira.serasera.org hiaraka aminao, maty aho ra tsisy anao
Ento aho mba ho anao malalako ô! ho andefimandrinao
Reveko ianao malala ô! manja mahalasa adaladala zaho
Hafa ny anilanao malalako ô! lay tompon'ny hafanana
Za hiaraka aminao, maty aho ra tsisy anao

Mila mandalo rivotra na rano,
sompatra sy an-datsa-dranomaso
Ny foko efa lasanao
N'inona miseho zaka n'aiza eo
n'inona ho avy afera be gravy
Zah hiaraka aminao

Be ny mpankahala be ny manadala
Be ny mankasiaka uzjtnp be ny misary aliaka
Tiaviko foana ianao
N'inona iziy tantara sy fanambarana
N'inona lazaina n'inona ny kôzy
Zah potika sy love e!

Hafa ny anilanao malalako cfwczf ô! lay tompon'ny hafanana

--------
Link: