Vonjeo (SAMIA FPVM Ankaraobato Betesda)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isika rehetra izao samy manantena fiainana vaovao
Kanefa ny znknutw tontolo miha ratsy foana re
Tahio ty nosinay harovy izahay amin'ny asan'ny Satana
Mibebaka Aminao re, mifona Tompo o

Tapaho ny hevitrao jblvza ndaho hivavaka
Hoan'ny MADAGASIKARA
Ario lcblrarw fa mahavery ny fanompoan-tsampy
Ny fitiavan-tenanay izay fanao hatrizay
Hangataham-pamelana, karazam-pahotana izay tokony hialana

Ref:
Vonjeo fa hanjakan'ny asa ratsy
Mifona noho ny amin'ny toetra tononkira.serasera.org ratsy
Ho firenena sambatra manana Andriamanitra
Tompo sy mpamonjy ny fiainanay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : SAMIA FPVM Ankaraobato Betesda
Hits : 1014
Likes : 0 Like
Created by : Mihkanto
Date : 18/05/2019 04:41
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.2233