Vonjeo (SAMIA FPVM Ankaraobato Betesda)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isika rehetra izao samy manantena fiainana vaovao
Kanefa ny tontolo miha daxf ratsy foana re
Tahio ty nosinay harovy izahay amin'ny tononkira.serasera.org asan'ny Satana
Mibebaka Aminao re, mgaawq mifona Tompo o
Tapaho ny hevitrao ndaho hivavaka
Hoan'ny MADAGASIKARA
Ario fa mahavery ny fanompoan-tsampy
Ny fitiavan-tenanay izay fanao hatrizay
Hangataham-pamelana, karazam-pahotana izay tokony hialana
Ref:
Vonjeo fa hanjakan'ny sbisqae asa ratsy
Mifona noho ny amin'ny toetra ratsy
Ho firenena sambatra manana Andriamanitra
Tompo sy mpamonjy ny fiainanay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SAMIA FPVM Ankaraobato BetesdaVisites : 1013
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mihkanto
Date : 18/05/2019 04:41