Ampidiro aloha ny tenimiafina
Vonjeo (SAMIA FPVM Ankaraobato Betesda)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isika rehetra izao samy manantena fiainana vaovao
Kanefa ny tontolo miha gkbflp ratsy foana re
Tahio ty nosinay harovy izahay amin'ny asan'ny Satana
Mibebaka tononkira.serasera.org Aminao re, jqkjpe mifona Tompo o
Tapaho ny hevitrao ndaho hivavaka
Hoan'ny MADAGASIKARA
Ario fa mahavery ny fanompoan-tsampy
Ny fitiavan-tenanay izay fanao hatrizay
Hangataham-pamelana, karazam-pahotana izay tokony hialana
Ref:
Vonjeo fa hanjakan'ny asa ratsy
Mifona noho ny amin'ny toetra ratsy
Ho firenena sambatra manana fzwqcjc Andriamanitra
Tompo sy mpamonjy ny fiainanay

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SAMIA FPVM Ankaraobato BetesdaHits : 909
Likes : 0 Like
Created by : Mihkanto
Date : 18/05/2019 04:41