Ataovy ny Asako (SAMIA FPVM Ankaraobato Betesda)

https://tononkira.serasera.org/hira/samia-fpvm-ankaraobato-betesda/ataovy-ny-asako-1

Izaho anie Jesosy mbola zaza loatra
Raha anao ny asa izay tedavinao
Izaho anie Jesosy mbola kely loatra
Vonona Aho izao noho ny teninao

Ref:
Ndeha torio ny teny! Teny soa nomeny
Filazantsara soa maharitra ttononkira.serasera.orgokoa
Izao anio izao, miangavy Izy aminao
Miangavy mba hijery sy hitady ny ondry very

Fifaliambe ny an-danitra any
Raha misy ondry iray miova eto an-tany
Jerosalema, Jodia, hatrany samaria
Izao tontolo izao, tiany ho vonjena

Ref:...

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : SAMIA FPVM Ankaraobato Betesda
Mpamaky : 230
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Mihkanto
Tamin'ny : 18/05/2019 02:40:48
ID : 11705

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo