Mpandresy isika (SAMIA FPVM Ankaraobato Betesda)

https://tononkira.serasera.org/hira/samia-fpvm-ankaraobato-betesda/mpandresy-isika-2

Ka na dia mandalo ady sarotra ianao
Mitondra vesatra isan'andro ihany koa
Dia matokia fa Jesosy, tsy hamela anao irery
Ou! Ou! Ou! Ou!
'lay mampandresy anao, hanoana hatrany
Ny hiadananao no tena tanjony!

Ref:
Manoatra ny mpandresy isika amin'ny ahalalan'i Kristy
Tsy misy mahasaraka an'ny fitiavany anie, etyyy
Fa tsTsiky dia ampyy hanary anao mandrakizay ny Tompo
Ra mbola eto an-tany ka hatrany an-danitra any
'lay mampandresy anao hanoana hatrany
Ny hiadananao no tena tanjony.

Ekeo Jesosy ho tompon'ny fanahy
Minoa f'efa nitsangana ihany koa
Ho famonjena sy famelàna
Ny fahavalo efa resiny
Ou! Ou! Ou! Ou!
Ka dia Jehovah no fialofana
Amin'ny andro fahoriana

Ref: ...

Hevitra mandeha

eliecarriorf (16/09/2019 14:54:29)

tsara be ilay tononkira

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : SAMIA FPVM Ankaraobato Betesda
Mpamaky : 305
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Mihkanto
Tamin'ny : 18/04/2019 09:49:45
ID : 11551

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo